TETIK’ASA EAURIZON SY NY FARITRA MATSIATRA AMBONY – ADY AMIN’NY DORO TANETY

Classé dans : Partenaire, Région | 0

Manoloana ny firongatry ny doro tanety eto anivon’ny Faritra Matsiatra Ambony izay efa zary loza mitatao sy miteraka olana lehibe amin’ny lafiny maro, dia nanatanteraka dinik’asa ny eto anivon’ny Faritra Matsiatra Ambony anio alakamisy 9 novambra 2017, notarihin’Andriamatoa Herizo Randrianasolo, … Lire la suite­­

Share