TAGNAMARO ANDIANY FAHA 8
“Rehefa tsy mandoto ianao dia efa naman’ny mandio!” Nametraka ohatra harahina hoan’ny mpampiasa ny Tsena anjomà ny Tagnamaro volana Oktobra.Niara-nirona nanadio ny Tsena sy ny manodidina azy ny avy amin’ny sampandraharaham-paritra, ireo fikambanana tanora eto an-toerana.Nitarika ny hetsika androany ny … Lire la suite