FIKAONAN-DOHA REZIONALY HO FANOMANANA NY TETI-BOLA 2021

Classé dans : Région, STD | 0

Noho ny fiaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana ary ny Minisiteran’ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola ,tontosa androany tolakandro ny Fikaonan-doha rezionaly ho fanomanana ny teti-bola nasiam-panintsiana 2020 sy ny Teti-bola fototra 2021.Izany dia nanasana ireo Tale isan-tokony sy … Lire la suite­­

Share