Commune, Fahadiovana

FIFANOMEZAN-TANANA HO FANADIOVANA NY RENIVOHITR’I FIANARANTSOA

Namaly ny antso tolo-tànana ho amin’ny fanadiovana ny Renivohitr’i Mahatsiatra Ambony nataon’ny Governoran’y Faritra ny Ekipan’ny TRANSPORT TOKY Ankofafa, izay Tarihin’Atoa HAJATOKY, Filoha lefitry ny A.P.T.R ka nanolotra angady miisa 20, pelle 20, harona haravola 20 ary lelavola ho fandraisana anjara amin’ny fanadiovana ny tanànan’i Fianarantsoa.Vonona hatrany amin’ny fifanohanana amin’ny fampandrosoana an’i Fianarantsoa ny Ekipako, […]

Share